|
|
|
|

Entry (1/2)1  handrina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1]
4  handrina [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in English  5  the forehead [1.7]
Explanations in French  6  front [1.3]
7  le front [1.8]
Examples  8  Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817#]
9  mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470#]
Vocabulary  10  Biology
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word handrina
Article  24  Randzavola: handrina ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)25  handrina
Part of speech  26  noun
Explanations in French  27  menace, regard hardi ou irrité [1.3]
Vocabulary  28  Emotions
Derivatives 
29  Names :
Compound words 

Anagrams  31  handrina, hindrana

Updated on 2024/10/30