|
|
|
|

Entry1  takibaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  lanivoa [Bezanozano] [1.78]
4  Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja
5  Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [1.1]
Explanations in French  6  le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes
7  la partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [1.3]
Vocabulary  8  Biology
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Names :
Other spellings  12  takiba
Holonym 
Co-meronyms 

Updated on 2024/10/30