Entry (1/2) | 1 fiandohana (loha) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Fiantombohana [1.1] |
Explanations in English | 4 the source, the beginning [1.7] |
Explanations in French | 5 le commencement, la source [1.3, 1.8]6 le point de départ, le principe [1.3]7 origine [1.8] |
Examples |
8 Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. [2.996] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 Fiandohana |
Part of speech | 12 noun |
Vocabulary |
13 Holy Scriptures |
Explanations in Malagasy | 14 boky mirakitra fandinihana momba ny fiandohan' izao tontolo izao, ny fiandohan' olombelona, ny fiandohan' ny fahotana ary ny fiandohan' ny Vahoakan' Andriamanitra [2.611] |
Synonyms | 15 genesisy, genesisy, jenezy, jenezy |
Anagrams | 16 Fiandohana, fiandohana, fidanohana, fidonahana, Fiandohana, fiandohana, fidanohana, fidonahana |
Updated on 2023/06/07 |