|
|
|
|

Entry1  aloha
Root  2  loha
Part of speech  3  preposition
Explanations in Malagasy  4  Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa
5  Homeko valisoa izay mahavaly aloha
6  (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo
7  (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1]
Explanations in English  8  before [1.2, 1.7]
9  previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2]
Explanations in French  10  first [1.3, 1.7]
11  avant [1.8, 1.13]
12  au devant; auparavant [1.8]
13  antérieur, devant [1.13]
Vocabulary  14  Time
15  Space
Morphology 
16  Present :
17  Past :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
23  Adverbs :
Compound words 
Tables and plates  29  All the prepositions

Anagrams  30  aloha, haola, hoala

Updated on 2023/09/15