|
|
|
|

Entry (1/6)1  loharano
Elementary words  2  loha, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
5  Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
Explanations in English  6  a spring of water [1.7]
Explanations in French  7  source [1.8]
Examples  8  ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48]
Compound words 
Phytonyms 
Titles 
Proverbs  13  Proverbs containing the word loharano

Entry (2/6)14  Loharano
Subtitle  15  T7
Part of speech  16  name (book title)
Vocabulary  17  Education
Author  18  Rabemiza Basile
19  Randrianasolo Joseph Labre
20  Rakotonjanahary Benoît
21  Randriambololona André
22  Razanamanana Marie Jeanne
23  Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Publishings  24  Analamahitsy, 1996. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 191

Entry (3/6)25  Loharano
Subtitle  26  T8
Part of speech  27  name (book title)
Vocabulary  28  Education
Author  29  Rakotonjanahary Benoît
30  Randrianasolo Joseph Labre
31  Razanamanana Marie Jeanne
32  Rabemiza Basile
33  Randrianirinasoa Jean Hippolyte
34  Randriambololona André
35  Ralambozafy Jean
Publishings  36  Fianarantsoa, 1987. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 192

Entry (4/6)37  Loharano
Subtitle  38  T9
Part of speech  39  name (book title)
Vocabulary  40  Education
Author  41  Randriambololona André
42  Rabenandrasana Alfred
43  Randrianasolo Joseph Labre
44  Rafaralahimboa Henriette
45  Ralambozafy Jean
46  Rakotonjanahary Benoît
47  Rabemiza Basile
Publishings  48  Fianarantsoa, 1988. Height: 22cm. Width: 15cm. Pages: 152

Entry (5/6)49  Loharano
Elementary words  50  loharano
Part of speech  51  name (newspaper)
Vocabulary  52  Publishers, newspapers
Author  53  Andrianjafitrimo Edouard

Entry (6/6)54  Loharano
Root  55  loha
Elementary words  56  loha, rano
Part of speech  57  name (toponym)
Vocabulary  58  Geography: towns
Tables and plates  59  Full list

Anagrams  60  horoñala, Loharano, loharano, horoñala, Loharano, loharano

Updated on 2023/08/08