Entry jejy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno misy tadiny roa ka hatramin' ny enina, kitihina mitovitovy amin' ny gitara, henjanin' ny tohan-kazo vita sokitra, ary voatavo siny izay mifatotra eo akaikin' ny tendrony ilany no manamafy ny feony. Mikarantsana somary kentsona ny feon' ny jejy -- tsy itovizany amin' ireo zavamaneno misy tadiny; aankina amin' ny traira na ny kibo ilay voatavo siny fanamafisam-peo no mahatonga izay feo anankiroa samy hafa izay; miova araka ny faritany ny anarany: jejo na zezo (Antandroy ary ny faritany atsimo rehetra), jenjy (Betsimisaraka sy faritany atsinanana), lokanga voatavo na jejy voatavo (Imerina sy Betsileo) [1.1]
Explanations in English A guitar made with a stick and a gourd [1.7]
Explanations in French  [Tankarana] Espèce de guitare (taper sur cordes) (faite avec une calebasse). [1.19]
 Espece de guitare montée sur une moitié de citrouille ou de calebasse [1.3]
 Sorte de guitare faite d'un bâton et d'une calebasse [1.8]
Examples Nitendry jejy izy ka nandehandeha nangataka; [2.69]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Toponyms 
Origin Kiswahili: zeze.
Other spellings 
Illustrations 

Updated on 2023/10/26