Entry (1/2) | 1 sodina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana 4 maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1] |
Explanations in English |
5 a flute [1.7] |
Explanations in French |
6 flûte [1.8] |
Examples |
7 Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470] |
Vocabulary |
8 Music: instruments |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 43 Proverbs containing the word sodina |
Article |
44 Randzavola: sodina ao amin' ny Baiboly (=> zava-maneno) |
Entry (2/2) | 45 sodina |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in French |
47 Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [Merina, Betsileo, Tanala]
[1.196] |
Vocabulary |
48 Botany |
Anagrams | 49 diñaso, disano, disaño, sodina |
Updated on 2024/10/30 |