Entry | 1 makasa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [1.1] |
Vocabulary |
4 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 38 makasa, masaka, samaka |
Updated on 2024/10/30 |