Entry | bakora | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [1.78] | ||||
Explanations in English | [Provincial] A large shell. See antsiva. [1.2] | ||||
Vocabulary | Music: instruments | ||||
Synonyms | antsiva | ||||
hyperonym |
| ||||
Co-hyponyms |
| ||||
Entry | bakora | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [1.1] | ||||
Explanations in French | Gros et mou [1.3] | ||||
Derivatives |
| ||||
| |||||
Compound words |
| ||||
Other spellings | bakoraka | ||||
Anagrams | bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka |
Updated on 2023/10/24 |