|
|
|
|

Entry (1/6)1  -doka
Part of speech  2  morphological form of loka

Entry (2/6)3  doka
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1]
Explanations in English  6  praise, flattery [1.7]
Explanations in French  7  flatterie [1.8, 1.5]8  adulation [1.8]9  vanterie [1.5]
Examples  10  Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka. [2.69#]
11  Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643]
Morphology 
12  Simple :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word doka

Entry (3/6)19  doka
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Music: instruments
Explanations in Malagasy  22  Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1]
Hyperonym 

Entry (4/6)23  doka
Part of speech  24  adjective
Explanations in Malagasy  25  irery, tsy manao inona [Taimoro] [1.78]
Other spellings  26  doko

Entry (5/6)27  doka
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1]
Derivatives 
30  Passive verbs :
31  Relative verbs :
32  Names :
33  Adjectives :

Entry (6/6)34  doka
Part of speech  35  noun
Explanations in French  36  sorte de bambou. [Tankarana] [1.19]

Anagrams  37  -doka, doka, kadò, koda, -doka, doka, kadò, koda

Updated on 2023/03/19