Entry (1/2) | 1 marovany |
Elementary words | 2 maro, vany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy [1.1#640] |
Explanations in French |
5 nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes [1.3#435] 6 instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) [1.196] |
Examples |
7 Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. [2.606#] |
Vocabulary |
8 Music: instruments |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 44 marovany |
Elementary words | 45 maro, vany |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in French |
47 (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. [1.196] |
Vocabulary |
48 Botany |
Anagrams | 49 manavory, marovany |
Updated on 2024/10/30 |