Entry (1/2) | 1 orgàna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 an organ. see sarinety. [1.2] |
Explanations in French |
4 orgue [1.3] |
Vocabulary |
5 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/2) | 39 orgàna |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1] |
Examples |
42 Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny. [1.381#] |
Vocabulary |
43 Biology |
Other spellings | 44 organina |
Anagrams | 45 angaro, argôna, aronga, gorana, orgàna, rangao, roanga |
Updated on 2024/10/30 |