|
|
|
|

Entry1  Anganon'ny Ntaolo
Subtitle  2  Tantara mampiseho ny fomban-drazana sy ny finoana sasany mananany
Elementary words  3  angano, ntaolo
Part of speech  4  name (book title)
Explanations in Malagasy  5  Ao amin' ny "Anganon' ny Ntaolo" navoakan' i Dahle niarakaraka tamin' izany, dia ahitana ohabolana 333, hafa noho ireo voaangon-dry Cousins sy ny namany, voalahatra araka ny abidia fotsiny. [2.299#7]
Vocabulary  6  Literature: books
Author  7  Dahle L.
Publishings  8  9th ed., revised and enlarged by John Sims, 1908. Height: 21cm. Width: 13,5cm. Pages: 296
Text  9 

Updated on 2024/01/01