|
|
|
|

Entry (1/2)1  antsiva
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  anjombona atao amin'ny akorandriaka [1.78]
5  anjombona na anjomara fanairana na filazana [1.78]
6  Anjombona [1.78]
7  Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1]
Explanations in English  8  a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2]
9  a bugle made from a conch shell [1.7]
Explanations in French  10  cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Examples  11  Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#]
Hyperonym 

Entry (2/2)12  antsiva
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  anjomaso [1.78]

Anagrams  15  antsiva, vatsina

Updated on 2023/03/19