|
|
|
|

Entry (1/2)1  tarỳ
Part of speech  2  adverb, past form
Explanations in Malagasy  3  Endriky ny mpamaritra matoanteny milaza toerana "arỳ" raha enti-milaza ny lasa: Tarỳ Ankadindambo izahay afakomaly [1.1]
4  Avy arỳ: Efa tarỳ ve ianao? [1.1]
Examples  5  tary ambany tary, nisy vehivavy lehibe iray avy niakatra. [2.4#]
6  Dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary. [2.117#]
7  Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472#]
Elementary words  8  t~, arỳ
Tables and plates  9  All the adverbs

Entry (2/2)10  tary
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Music: instruments
Explanations in Malagasy  13  Amponga lehibe indrindra sady lava eto Madagasikara: mitovitovy amin' ny n' lapa izy (hoditra tokana eo amin' ny tendrony ambony), saingy avo be: 1,50 metatra. Izy no midoboka voalohany indrindra vao maneno daholo ny amponga rehetra miaraka aminy sy ny zavamaneno ka izany no iantsoana azy hoe "tary" (mitarika lanonana); misy koa milaza hoe Ampongatary [1.1]
14  Ny kely indrindra amin' ireo amponga efatra nampiasaina tamin' ny famorana ka natao hipetrahan' ny zaza hodidiana [1.1]
Explanations in English  15  a second drum [1.2]
Explanations in French  16  le plus petit des quatre tambours usités à la circoncision, dont le son était rauque et sur lequel on plaçait l'enfant pour le circoncire [1.3]
Examples  17  Ampongalahy iray atao hoe "tary" no ipetrahan' izay hitazona ny zaza. [2.436#]
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
Hyperonym 

Anagrams  20  raty, tary, tarỳ, raty, tary, tarỳ

Updated on 2023/03/19