Entry | 1 armonia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra [1.1] |
Examples |
4 ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [2.470] |
Vocabulary |
5 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 39 amarino, amirano, amorina, armonia, mairona, manoira, manoria, maorina, maroina, mianora, miraona, moraina, moriana, moriaña |
Updated on 2024/10/30 |