Entry | 1 tsirivo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno kasohina toy ny tsikadraha: volotsangana vaventy toy ny haben' ny sandry no alaina; asiana dian-tsofa mitetitetika manodidina ny vatany ary tariby henjana toy ny vy amin' ny tahon' elo no atao fikasoka; mikarantsana mafy ny feon' ny tsirivo satria feom-by, kanefa azo atao amin' izay feo ilaina rehetra izy, na malefaka na tohilava, na marisika na manambitamby eo amin' ny fiarahan-javamaneno [1.1] |
Vocabulary |
4 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Updated on 2024/10/30 |