|
|
|
|

Entry1  kabosa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explanations in French  4  sorte de guitare. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  5  Music: instruments
Synonyms  6  kabaosa, kabaosy, kabosy
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  40  bôsaka, kabosa, sabòka

Updated on 2024/10/30