Entry | 1 farara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-javamaneno tsofina. Fililiotra 4 Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa tahom-bary avy nojinjaina no alain' ny ankizy ka tsofiny ataony kilalao; noho izany, amin' ny fararano ihany no misy azy: ankizy maro mihitsy indraindray no mampiaraka ka manorisory ny olondehibe; afa-tsy izany, nandrara ny zaza amin' ireny kilalao ireny ny Ntaolo fahiny raha tsy efa kelikely sisa ny vary eny an-tsaha, fa lazaina ho "mampisy havandra" [1.1] |
Explanations in English |
5 the stalk of certain plants which is made into a small wind instrument like a whistle or flute. [1.2] |
Explanations in French |
6 trompette que les enfants font avec l'écorce ou la feuille de certains arbres, la feuille des arums et d'autres plantes. Mirliton [1.3] 7 Nom des feuilles qui à l'état jeune sont roulées sur elles-mêmes en une sorte de rouleau et non pliées. Par exemple : fararan-tsaonjo : jeune feuille roulée de saonjo : Colocasia antiquorum Schott (Araceae). fararam-bolotara : jeunes pousses de bambou géant Dendrocalamus sp. (Gramninées). Par extension, sortes de trompettes que les enfants font avec ces pousses. [1.196] |
Examples |
8 Tsy ifandrenesana ny tsotsoka sy ny farara eran' ny tanàna. [2.332] |
Vocabulary |
9 Botany: grass 10 Music: instruments |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 46 farara, rafara |
Updated on 2024/10/30 |