Entry (1/11) | 1 arỳ |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: arỳ andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. [1.1] |
Explanations in English |
4 there, yonder, signifying a distant place not seen. [1.2] 5 there far away (not in sight) [1.7] |
Explanations in French |
6 là, là-bas, désigne une chose éloignée ou qu’on ne voit pas [1.3] 7 là-bas (loin, pas visible) [1.8] |
Vocabulary |
8 Space |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Tables and plates |
16 All the adverbs |
Entry (2/11) | 17 ary |
Part of speech | 18 conjunction |
Explanations in Malagasy |
19 Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin' ireo eo aloha raha ohatra ka misy maro voatanisa: Ny akoho sy ny vorona ary ny ondry. / Vizana sy reraka ary kivy irahay nony tafaverina tsy naharo na inona na inona. / Mihinana sy misotro ary mandihy 20 Mampitohy fehezankevitra na fehezanteny anankiroa: Miteny ny mpampianatra ary mihaino ny mpianatra 21 Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika: Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1] |
Explanations in English |
22 and. Generally used after two or more nouns connected by sy, the last of the series being connected by ary. It is like the word and used in commencing English sentences. [1.2] 23 and; in an enumeration sy is used after the first several words and àry before the last one. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: iron and copper and lead [1.7] |
Explanations in French |
24 et; se met devant le dernier mot d'une énumération, dont les autres mots sont précédés de sy. Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le cuivre et le plomb [1.8] |
Titles |
|
Tables and plates |
26 All the conjunctions |
Entry (3/11) | 27 àry |
Part of speech | 28 adverb |
Explanations in Malagasy |
29 Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no hitadiavantsika vavolombelona? / Andeha àry isika, anaka [1.1] |
Explanations in English |
30 then, as aoka ary, Well then, be it so: Ataovy àry, Do it then. It can easily be distinguished from the conjunction ary by never being the first word of a sentence. [1.2] |
Explanations in French |
31 donc. Aoka àry (Soit!) Andeha àry (Hé bien, partez!) Ataovy àry (Faites donc!) [1.3] 32 donc [1.5] |
Compound words |
|
Tables and plates |
34 All the adverbs |
Entry (4/11) | 35 ary |
Part of speech | 36 adverb |
Explanations in Malagasy |
37 any [Betsimisaraka]
[1.78] |
Tables and plates |
38 All the adverbs |
Entry (5/11) | 39 ary |
Part of speech | 40 adjective |
Explanations in Malagasy |
41 Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary 42 Manana: Efa ary nify ny zanako [1.1] |
Explanations in English |
43 existed, formed, produced; being. [1.2] 44 made, created, brought into being [1.7] |
Explanations in French |
45 créé, qui existe [1.3, 1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (6/11) | 56 ary |
Part of speech | 57 noun |
Explanations in Malagasy |
58 Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony [1.1] |
Explanations in French |
59 action de rejeter [1.3, 1.5] 60 action d'abandonner, de perdre [1.3] 61 action de jeter. Variant: are [1.14] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (7/11) | 66 ary |
Part of speech | 67 noun |
Explanations in Malagasy |
68 taova iray tarika amin'ny mosavin-kena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'ny ra ao aminy [1.1] |
Explanations in English |
69 the milt, the spleen. Ary is the root, but it is never used alone, but always with the suffix pronoun. [1.2] |
Explanations in French |
70 la rate [1.3] |
Vocabulary |
71 Biology |
Entry (8/11) | 72 ary |
Part of speech | 73 noun |
Explanations in Malagasy |
74 nonon'omby, tohatra [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (9/11) | 75 ary |
Part of speech | 76 noun |
Explanations in Malagasy |
77 fiverenana ilalana [Taimoro]
[1.78] |
Entry (10/11) | 78 ary |
Part of speech | 79 noun |
Explanations in French |
80 Action de suinter, de perdre de l'eau, de laisser écouler la sève. On dit, par exemple : manary rano pour les bois qui suintent beaucoup lorsqu'ils sont coupés . manary rano-batsy : laisser écouler sa sève, comme le font certains bourgeons, ex. ceux des palmiers, quand on les perce. manary ronono : sécréter du latex. 81 : Ficus sp. ; également appelé ary-voara [Taisaka] 82 (contraction de arina) Bridelia tulasneana Baill. (Euphorbiaceae). [Taimoro] [1.196] 83 [Taisaka] |
Vocabulary |
84 Botany |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Entry (11/11) | 88 ary |
Part of speech | 89 noun |
Explanations in Malagasy |
90 jereo ariAry [1.1] |
Anagrams | 91 ary, arỳ, àry, ray, ary, arỳ, àry, ray, ary, arỳ, àry, ray |
Updated on 2023/12/31 |