Entry (1/3) | 1 mandoka (doka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io [1.1] |
Explanations in English | 4 to praise, to flatter [1.7] |
Explanations in French | 5 vanter, flatter [1.8] |
Examples |
6 Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany. [2.117#] 7 ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona. [1.437#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 13 mandoka (loka) |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy | 15 Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly) [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 20 manadòka |
Entry (3/3) | 21 mandoka |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Botany |
Explanations in French | 24 (de loka : action de lancer la sagaie). Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux. [Sakalava] [1.196] |
Anagrams | 25 komandà, mandoka, mondaka |
Updated on 2023/10/19 |