Entry | 1 anjombona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno tsofina vita amin' ny tandrok' omby na tandrok' omby nampiana volotsangana; ampiasaina toy ny anjomara ihany koa ny anjombona saingy tsy mba mahalasa lavitra loatra ny feony, hany ka atao ho an' ny olona eo antanàna ihany |
Explanations in English |
4 [1.2] a shell used as a horn; it is smaller than the angaroha. See angaroha, antsiva. 5 [1.7] a bugle made from a conch shell |
Explanations in French |
6 [1.8] cor d'appel fait d'une conque marine |
Examples |
7 [2.588#] Notsofina ny anjombona hivorian'ny vahoaka. 8 [2.588#] Nabobobobony ny anjombona ary novelominy ny tsangan' afo. |
Vocabulary |
9 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 137 Proverbs containing the word anjombona |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |