Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : arivo | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [2.165 #456, 2.653]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [2.558] Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [2.653] Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [2.558 #4113, 2.653 #3048] | ||||||||||||||||||||
French translation | Mille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Le mensonge finit toujours par être dévoilé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Arivo teny, zato kabary: faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653, 2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Cent discours, mille paroles; la confrontation mettra fin aux disputes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Arivo vavy iray tanàna tsy Ny zozoro no maro vavy tsy | ||||||||||||||||||||
French translation | Mille femmes qui sont dans le même village et qui ne s' aident pas à tresser leurs cheveux, c' est comme les joncs qui eux aussi ont une touffe sur la tête et ne s'entraident pas. [2.415 #1752] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il faut s'entraider. [2.415 #1752] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Aza atao omby tokana manaraka ny arivo. [2.558 #33]
Aza manao omby tokana manaraka ny arivo. [2.165 #273, 2.415 #5979] | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne faites pas comme le boeuf qui suit mille boeufs. [2.415]
Ne soyez pas comme un bœuf qui en suit mille. [2.165 #273] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ayez du caractère. [2.415 #5979] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Aza manao karazan' amboa : zato lahy tsy midina an-kosy, arivo vavy tsy | ||||||||||||||||||||
French translation | Ne vivez pas à la manière des chiens : cent mâles ne descendent pas dans la boue pour écraser les mottes de terre ; mille femelles ne touchent pas les racines des plants de riz. [2.415] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ne soyez pas paresseux. [2.415 #3900] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Basy jala fito : tsy Basi-na ariary fito: tsy takatry ny ory, tsy tian' ny mpanana. [1.1] Basin' ariary fito : sady tsy tian' ny mpanana no tsy takatry ny ory. [2.558 #850] Basin' ariary fito: tsy tian' ny mpanana ary tsy takatry ny malahelo. [1.1] Basin’ ariary fito: tsy tian’ ny mpanana, tsy takatry ny malahelo. [2.653] Salasala ohatra ny basin' ariary fito: tsy takatry ny malahelo, tsy tian' ny mpanana. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Douteux comme un fusil de sept piastres: les pauvres ne peuvent l' acheter, les riches ne l' aiment pas. [2.165]
Un fusil à trente-cinq FMG : ceux qui sont pauvres ne peuvent l'acquérir, les riches le dédaignent. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Boka mitoraka alahamady : tsy mitady izay ho arivo tratry ny taona, fa izay Boka mitoraka volana Alahamady : tsy mitady ny ho arivo tratry ny taona, fa izay | ||||||||||||||||||||
French translation | Lépreux qui jette quelque chose au destin d' Alahamady : il ne cherche pas à obtenir une longue vie mais seulement quelque bien être. [2.415 #1974] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des malheureux ; le destin d' Alahamady était un bon destin. [2.415 #1974] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Haba zato, haba arivo. [2.415 #4128] | ||||||||||||||||||||
French translation | Puisses-tu en avoir cent, mille. [2.415 #4128] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Souhait fait aux enfants quand on leur donne le bracelet ; le sens est : sois riche. [2.415 #4128] | ||||||||||||||||||||
Proverb 9 | Ho arivo tratry ny taona, tsy | ||||||||||||||||||||
French translation | Que nous ayons de longues années, que la mort ne nous sépare pas. [2.415 #4133] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Souhait fait à la nouvelle année. [2.415 #4133] | ||||||||||||||||||||
Proverb 10 | Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Arivo, ka mihilahila any Antongona. [2.415 #3109]
Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana, mifoha maraina any an' ala, ka mitsidika andro any Iarivo, mihilahila any Antongona. [2.558] Izany Andriamasoandro, izany Andriambolana : mifoha maraina any an-ala, ka | ||||||||||||||||||||
French translation | Cet Andriamasoandro, cet Andriambolana : il se lève de bonne heure dans la forêt, apparaît dans l'Imerina au milieu du jour, et puis penche vers la montagne Antongona. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Marche du soleil. [2.415 #3109] | ||||||||||||||||||||
Proverb 11 | Lasiray sy arivo ny toerana : ny lasiray dila fa ny arivo mbola ho avy. [1.147 #L33] | ||||||||||||||||||||
Proverb 12 | Mamoaka omby zato, miandry omby arivo, ka ny mania no betsaka. [2.558 #1952]
Mamoaka omby zato, miandry omby arivo, ka tsy ilaozan’ izay hafa soratra. [2.415 #2201, 2.653] Mamoaka omby zato, miandry omby arivo : ny mania no be noho ny tonga ; mitari-drano an-kilahila : ny mitobaka no be noho ny mizotra. [2.415 #3349, 2.653 #1478] Mamoaka omby zato, miandry ondry arivo: ny mania no be noho ny tonga. [2.165 #1206] Miandry ondry zato, miambina omby arivo, ka tsy ilaozan' izay mania. [2.165 #149, 2.415 #1656] Miandry ondry zato, miandry omby arivo, ka tsy | ||||||||||||||||||||
French translation | Conduire cent bœufs, faire paître mille moutons: ceux qui errent à droite et à gauche sont plus nombreux que ceux qui arrivent tout droit. [2.165]
Garder cent moutons, faire paître mille boeufs, il y en a toujours qui s' égarent. [2.415 #1656] Quand on fait sortir du parc cent boeufs, quand on fait paître mille boeufs, dans un tel nombre il ne manquera pas de boeufs de couleurs diverses. [2.415] Quand on fait sortir du parc cent boeufs, quand on garde mille boeufs, ceux qui s' égarent sont plus nombreux que ceux qui rentrent; quand on canalise l' eau pour la conduire sur le versant d' une colline, il s' en perd plus qu' il n' en arrive par la conduite. [2.415] Quand on garde cent moutons et qu' on fait paître mille bœufs, il y en a toujours qui s' égarent. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ce proverbe se disait de la variété qui est inévitable ; autre sens : il est impossible qu' il n'y ait pas des méchants. [2.415 #2201]
Ce proverbe s' emploie en parlant d' un travail ou d' une affaire difficiles. [2.165] Se disait des biens qui se perdent en route, dans un procès, ou autrement. [2.415 #3349] | ||||||||||||||||||||
Proverb 13 | Mandrafitra arivo ohatra ny fanantana. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Proverb 14 | Ny arivo lahy tsy maty indray andro. [2.165 #2098, 2.653 #2181] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un millier d' hommes ne meurent pas tous en un jour. [2.165 #2098] | ||||||||||||||||||||
Proverb 15 | Raha soasoa no Raha soasoa no Raha soasoa no ataon-dRahavana, izaho irery | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny fitia mifamaly: raha soa no ataon-dRahavana, mba betsaka koa no mety ho vitako aminy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si mes amis me font du bien, je puis défendre seul le fossé circulaire, et deux hommes arrêteront mille ennemis. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 16 | Teny zato, kabary arivo; fa iray ihany no marina. [2.165 #454]
Teny zato, kabary arivo, tokana ihany ny marina [] | ||||||||||||||||||||
French translation | Cent paroles, mille discours; un seul est vrai. [2.165 #454] | ||||||||||||||||||||
Proverb 17 | Zato iray alinalina; arivo iray hetsihetsy. [2.653 #3766]
Zato iray alinalina, arivo iray hetsihetsy, mora lazaim-bava fa tsy araky ny tanana kiraina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||