Entry (1/3) | 1 ory |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory 4 mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory 5 ampijalina, ampahorina 6 hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1] |
Explanations in English |
7 (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2] 8 miserable, wretched, poor [1.7] |
Explanations in French |
9 pauvre [1.3, 1.8] 10 affligé, malheureux [1.3] 11 taquiné [1.3] 12 misérable [1.8] |
Examples |
13 fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [2.324] 14 hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory? [2.131] 15 Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 23 faraidiny, poripory, mikaforoforo, mikokokoko |
Compound words |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word ory |
Entry (2/3) | 27 ory |
Root | 28 otra |
Part of speech | 29 imperative of passive verb orina |
Tables and plates |
30 All the passive imperatives |
Entry (3/3) | 31 Ory |
Part of speech | 32 name (biblical) |
Explanations in English |
33 Uri [2.996] |
Explanations in French |
34 Uri [2.996] |
Vocabulary |
35 Holy Scriptures |
Tables and plates |
36 Full list |
Anagrams | 37 ory, roy |
Updated on 2023/08/11 |