Entry | 1 renirano |
Elementary words | 2 reny, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rano mandeha lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony: Ikopa sy i Mahajilo dia samy renirano, fa ny iray mivarina any amin' ny onin' i Betsiboka, ny iray any amin' ny onin' i Tsiribihina [1.1] 5 rano mandeha amin'ny faritra iray [1.13] |
Explanations in French |
6 cours d'eau [1.13] |
Examples |
7 Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472] 8 Dia niainga niala teo izy, ka nidina nanaraka ilay renirano, mba tsy ho hitan'ireo jirika, raha miverina izy. [2.324] |
Vocabulary |
9 Geography: (in general) |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word renirano |
Tables and plates |
12 rivers |
Illustrations |
|
Updated on 2023/06/12 |