|
|
|
|

Entry (1/2)1  taona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa?
4  Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray [1.1]
Explanations in English  5  the year; a season [1.7]
Explanations in French  6  année [1.3#681, 1.8, 1.13]
7  les saisons de l'année [1.3#681]
8  saison [1.8]
Examples  9  Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans) [1.3#681]
10  taonam-betsovetso mamy [2.817]
11  Ity fa tamy ny taom-pahavaratra [2.445#56]
12  Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray [2.117#123]
13  Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly [2.356#73]
14  Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany [2.606#85]
15  Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika [2.356#86]
Vocabulary  16  Time
Morphology 
17  Simple :
Compound words 
Phytonyms 
Titles 
Proverbs  36  Proverbs containing the word taona
Article  37  Randzavola: taona ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)38  taona
Part of speech  39  noun
Explanations in Malagasy  40  Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa
41  Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena [1.1]
Explanations in French  42  action de porter d'un lieu à un autre
43  action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter [1.3#681]
Derivatives 
44  Active verbs :
45  Passive verbs :
46  Relative verbs :
47  Names :
48  Adjectives :

Anagrams  49  antao, atano, atona, tanoa, taona

Updated on 2023/06/12