Entry | 1 betsaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko [1.1] |
Explanations in English |
4 much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.] [1.2] 5 many; much [1.7] |
Explanations in French |
6 nombreux; beaucoup [1.8] |
Examples |
7 betsaka ny olona niditra. [2.472] 8 Misaotra betsaka, hoy i Donga. [2.472] 9 Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [2.470] 10 Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [2.48] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word betsaka |
Anagrams | 18 betsaka, tsakabe |
Updated on 2020/07/31 |