Entry (1/3) | 1 volana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 teny [Sihanaka]
[1.78] 4 Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1] |
Explanations in English |
5 speaking [1.7] |
Explanations in French |
6 speech [1.3, 1.7] 7 parole [1.3, 1.8] 8 promesse, engagement [1.3] 9 action de parler [1.8] |
Vocabulary |
10 Linguistics |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 18 kabary |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word volana |
Entry (2/3) | 36 volana |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in Malagasy |
38 Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1] |
Explanations in English |
39 the moon [1.7] |
Explanations in French |
40 la lune [1.8] |
Examples |
41 Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470] 42 Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471] |
Vocabulary |
43 Astronomy |
Compound words |
|
Proverbs | 55 Proverbs containing the word volana |
Article |
56 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Entry (3/3) | 57 volana |
Part of speech | 58 noun |
Explanations in Malagasy |
59 Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany 60 Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31. [1.1] |
Explanations in English |
61 a month [1.7] |
Explanations in French |
62 le mois [1.8] 63 mois [1.13] |
Examples |
64 Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324] 65 Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470] 66 volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472] 67 Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#] |
Vocabulary |
68 Time |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs | 93 Proverbs containing the word volana |
Tables and plates |
94 Measure of Time |
Article |
95 Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 96 lovana, valona, volana |
Updated on 2024/08/17 |