Explanations in Malagasy |
3 Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
4 Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
5 Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao
6 Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
7 Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
8 Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay [1.1]
|