Entry 1/2 | tenda | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy [1.1] | |||
Explanations in English | The throat [1.7] | |||
Explanations in French | La gorge [1.8] | |||
Vocabulary | Biology | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word tenda | |||
Entry 2/2 | tenda | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana [1.1] | |||
Anagrams | dante, ndate, tenda |
Updated on 2023/05/26 |