Entry | 1 maraina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao [1.1] |
Explanations in English |
4 morning [1.7] |
Explanations in French |
5 matin [1.8] |
Examples |
6 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324] 7 Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470] 8 Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471] 9 Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word maraina |
Anagrams | 18 amirana, manaira, manaria, maraina, mianara, miarana, miaràna |
Updated on 2023/05/23 |