Entry |
mifoha
(foha)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
|
Explanations in English | To wake up, to get out of bed [1.7]
|
Explanations in French | S'éveiller, se lever [1.8]
|
Examples |
1 | Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo?
[2.436]
|
2 | Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny.
[2.324]
|
|
Morphology |
Present : |
mifoha |
Past : |
nifoha |
Future : |
hifoha |
Imperative : |
mifohaza |
|
Compound words |
|
Analogs |
mifohafoha |
Proverbs |
|