Entry | tsikadraha | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany. Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina [1.1] | |
Explanations in French | Instrument de musique [1.13] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Co-hyponyms | ||
Illustrations | ||
Updated on 2023/03/19 |