Entry | piano | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1] | ||||
Examples | Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala.
[2.472] | ||||
Vocabulary | Music: instruments | ||||
hyperonym |
| ||||
Co-hyponyms |
| ||||
Origin | French: piano. | ||||
Anagrams | paino, piano |
Updated on 2023/03/19 |
![]() |