Entry orna
Part of speech noun
Explanations in English An organ. see sarinety. [1.2]
Explanations in French Orgue [1.3]
Vocabulary 
hyperonym 
Co-hyponyms 
Origin English: organ.

Entry orna
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry [1.1]
Examples Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny. [1.381]
Vocabulary 
Origin French: organe.
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/03/20