Entry (1/2) | 1 fanandroana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana [1.1] |
Explanations in French |
4 l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes [1.3] |
Examples |
5 Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113#9] 6 Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110] |
Titles |
|
Entry (2/2) | 8 Fanandroana |
Subtitle | 9 fianarana manisa andro malagasy |
Elementary words | 10 fanandroana |
Part of speech | 11 name (book title) |
Author |
12 Rabesata Arima |
Publishings |
13 , 2000/01. Height: 21cm. Width: 15cm. Pages: 60 |
Anagrams | 14 Fanandroana, fanandroana, Fanandroana, fanandroana |
Updated on 2023/09/09 |