Entry | filiotra | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Sodina vahiny vita amin' ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin' ny vatany [1.1] | |
Explanations in English | A flute [1.2] | |
Examples | Niala teo amin' i Jakoba ny hafaliana, ary tsy re intsony ny filiotra amana harpa.
[2.996] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Co-hyponyms | ||
Origin | English: flute. | |
Updated on 2023/03/19 |