Entry 1/4 kabaosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tanalahy resy an' ady [1.1]
Explanations in English A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
Explanations in French Caméléon vaincu [1.3]
Toponyms 

Entry 2/4 kabaosy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
Explanations in French Lâche, poltron, sans coeur [1.3]

Entry 3/4 kabaosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Sorte de guitare. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms kabaosa ~ kabosa ~ kabosy
hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry 4/4 Kabaosy (kabaosy)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -17.4666667, 46.1833333

Updated on 2023/03/19