|
|
|
|

Entry (1/2)1  teny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy
Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto"
Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao?
Explanations in English  4  [1.7] a word; speech; a language
Explanations in French  5  [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] mot
6  [1.3, 1.8, 1.5] parole
7  [1.3] proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents
8  [1.5] ordre
9  [1.8, 1.13] langue
10  [1.8] langage
Examples  11  [2.131] ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany?
12  [2.293] ary izao no teny nentiny nila azy:
13  [2.324] -Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha.
14  [1.38] Atao dikan' ilay teny grika hoe:
Vocabulary  15  Linguistics
Morphology 
16  Simple :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Titles  188  Famakian-teny malagasy (Ravelomoria Wast)
189  Fandalinana ny Teny Malagasy : I. Rafitry ny foto-teny (Rakotovao Ralison)
190  Fizarana mandika teny (Rajaona Siméon)
191  Fomba fanoratra ny teny malagasy (Ratrema William)
192  Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezy amin’ny teny malagasy (Rainizanabololona Justin)
193  Ny malagasy sy ny teny malagasy ( )
194  Ny Ompa amin' ny teny malagasy (Verenako Myriam)
195  Ny Teny Malagasy : Fizarana II: fomba Malagasy (kilasy faha-4 sy faha-3) (Ratatamo)
196  Ny Teny Malagasy (Andriamanantena Georges)
197  Rakiteny (CIDST)
198  Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana (Kartashôva)
Proverbs  199  Proverbs containing the word teny

Entry (2/2)200  teny
Part of speech  201  adverb, past form [Full list]
Explanations in Malagasy  202  [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920?
Examples  203  [2.324] Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny
Elementary words  204  t~, eny
Analogs  205  eny

Anagrams  206  enti, enty, inte, nety, teny

Updated on 2025/04/19