|
|
|
|

Entry (1/5)1  eny
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
4  Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
Explanations in English  5  there, not too far away (in sight); [1.7]
Explanations in French  6  là-bas, vers, à [Taisaka] [1.82]
7  là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
Examples  8  Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
Derivatives 
11  Active verbs :
Compound words 
Tables and plates  13  All the adverbs

Entry (2/5)14  eny
Part of speech  15  adverb
Explanations in Malagasy  16  Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
17  Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
Explanations in English  18  yes [1.7]
Explanations in French  19  oui [1.8]
Examples  20  eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5]
Synonyms  21  eka, ekany, ia
Compound words 
Titles 
Tables and plates  24  All the adverbs

Entry (3/5)25  eñy
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  fijanonana [Taisaka] [1.78]
Derivatives 
28  Passive verbs :
Proverbs  29  Proverbs containing the word eñy

Entry (4/5)30  eny
Part of speech  31  adjective
Explanations in French  32  six [Taisaka] [1.82]

Entry (5/5)33  eny
Part of speech  34  noun
Explanations in French  35  (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [Merina] [1.196]
Vocabulary  36  Botany

Anagrams  37  eny, eñy, eny, eñy

Updated on 2023/08/11