|
|
|
|

Entry1  rijanteny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.66] texte
Examples  4  [4.27] Amin’ny maha fikambanana ao anatin’ny fiarahamonimpirenena azy, ny SeFaFi dia tsy afaka hankatoa na handà ny rijanteny amin’io Lalàmpanorenana vaovao io.
5  [4.27] Taorian’ny fitondran’olon-tokana tamin’ny Repoblika Faharoa, ireo nandrafitra ny rijantenin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika Fahatelo dia te hametraka amin’ny toerana ny tena fitondrana demokratika.
Elementary words  6  rija, teny
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :

Updated on 2024/12/07