|
|
|
|

Entry1  hevi-teny
Elementary words  2  hevitra, teny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy [1.1]
Explanations in French  5  explication de mot [1.5#143]
Examples  6  Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [2.606#]
7  Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. [2.649#]
Vocabulary  8  Linguistics
Compound words 

Updated on 2023/03/09