Entry | 1 fononteny |
Elementary words | 2 fono, teny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy [1.1] |
Explanations in French |
5 parenthèse [1.13, 1.5] |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Compound words |
|
Tables and plates |
8 Punctuation marks |
Updated on 2023/06/08 |