Entry | 1 kambanteny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona 4 [1.1][kamban-teny] teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona |
Explanations in French |
5 [1.5] mots composés |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Elementary words | 7 kambana, teny |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |