Entry | 1 teny nomena |
Elementary words | 2 teny, omena |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [4.27] Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin’ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan’ny tena. 5 [2.996] Ny hatsaram-ponao anie no ho fiononako, araka ny teny nomena ny mpanomponao. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |