Entry | 1 tambinteny |
Elementary words | 2 tamby, teny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 mpanamafy matoanteny [1.10] 5 Ny tambinteny na mpamaritra matoanteny: ny antsoina amin' izany dia ireo teny enti-mamaritra matoanteny (Mandeha haingana ny fiaramanidina). Misy karazana maro izy ireo 6 sokajinteny [1.1] 7 teny anampy ny "verba" [matoanteny], na izay teny hafa milaza fomba na toetra, mba hanampy na hamaritra ny heviny [1.9] 8 teny kely apetraka aorian'ny enti-milaza entina manamafy ny heviny [1.13] |
Explanations in English |
9 adverb [3.1] |
Explanations in French |
10 adverbe [1.10, 1.5, 1.13, 1.66] 11 L'adverbe peut être, en malgache: a) un adverbe proprement dit: mandeha haingana (marcher vite) ~ tena lehibe (très grand) b) un adjectif employé adverbialement: mianatra tsara (étudier bien) ~ very foana (perdu vainement) c) une locution composée des prépositions amy et ana et d'un substantif; cette locution est toujours un adverbe de manière: amin-pahendrena (sagement) ~ am-pitiavana (affectueusement) ~ ankitsirano (ouvertment) [1.12.fr#127] |
Vocabulary |
12 Linguistics |
Tables and plates |
13 All the adverbs |
Updated on 2024/08/16 |