Entry | 1 safeli-teny |
Elementary words | 2 safelika, teny |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in French |
4 allusion [1.3, 1.5] 5 circonlocution [1.3] |
Examples |
6 tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana [1.1] 7 Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: [2.298] |
Vocabulary |
8 Linguistics |
Updated on 2023/10/02 |