Entry (1/5) | 1 atỳ |
Part of speech | 2 adverb |
Explanations in Malagasy |
3 Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1] |
Explanations in English |
4 here, not in sight [1.7] |
Explanations in French |
5 ici, pas visible [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
11 All the adverbs |
Entry (2/5) | 12 aty |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1] |
Explanations in English |
15 the insides of anything; a room [1.7] |
Explanations in French |
16 intérieur [Tankarana]
[1.19] 17 intérieur, ce qui est au dedans [1.3] 18 l'intérieur, le dedans [1.8] |
Vocabulary |
19 Space |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (3/5) | 32 aty |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1] |
Explanations in English |
35 the liver [1.7] |
Explanations in French |
36 foie; poumon [Tankarana]
[1.19] 37 foie [1.3] 38 le foie [1.8] |
Vocabulary |
39 Biology |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 44 Proverbs containing the word aty |
Entry (4/5) | 45 aty |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in French |
47 La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo#mg.ex. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
48 Botany |
Phytonyms |
|
Entry (5/5) | 50 aty |
Part of speech | 51 noun |
Explanations in Malagasy |
52 tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [Betsimisaraka]
[1.78] |
Anagrams | 53 aty, atỳ, tay, aty, atỳ, tay |
Updated on 2023/05/27 |