Entry | 1 tompony mangataka atiny |
Elementary words | 2 tompo, mangataka, aty |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 olona mangataka amin' ny zavatra izay azy ihany teo aloha (angamba olona nivarotra omby no nahatonga ny fitenenana, ka nony lafo ilay omby izy indray no nangataka ny atiny tamin' ilay nividy) [1.1] |
Updated on 2023/06/17 |