|
|
|
|

Entry1  etsy
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona) 4  Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English  5  here close by (in sight) [1.7]
Explanations in French  6  là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3#132]7  ici bien près, visible [1.8]
Examples  8  Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296#66]
9  Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639#]
10  Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508#442]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Names :
Synonyms  16  etsiakatra, etsiana, etsikatra, etsikitra
Other spellings  17  etsy, ets
Compound words 
Tables and plates  20  All the adverbs

Anagrams  21  etsy, sety, tesy

Updated on 2023/08/21